Ireo Komitin'ny Firaisan'ny Fiangonana teto Ambohimalaza tamin'ny taona 1925
Foto-pinoana
Manaraka ny foto-pinoana protestanta avy amin'ny fanitsiam-pivavahana ny FPTAF ka manao ny :
Soratra Masina Irery Ihany ho fanovozana ny finoana ka ilaina ho toriana sy aparitaka eran-tany,
Finoana Irery Ihany ho fahazahoam-pamonjena, ka ilaina ho ampiasaina mba hamokatra,
Fahasoavana Irery Ihany ho loharanom-pitahiana, ka ilaina ho raisina amim-pifaliana ombam-pisaorana.
Jesoa Kristy Irery Ihany ho làlana ahazoana Famonjena.
Andriamanitra Irery Ihany homena Voninahitra >>>
Perikopa
-
03 FG Fandraisana Mpandray
- Diakona 2
- Salamo 1:1-6
- Lioka 15:1-10
- Hebreo 12:1-16
-
10 FG Fiangonana
- Diakona 3
- Ezekiela 18:20-32
- Jaona 17: 8-17
- Romana 6:11-23
-
17 Fiarahabana Zokiolona
- Diakona 1
- Isaia 59:2-10
- Lioka 7:37-50
- 1 Jaona 2:9-16,28-29
-
24 Ankatoka
-
31 Fampianarana
- Diakona 3
- Salamo 34:9-16
- Jaona 8:31-37
- 1 Korintiana 6:18-20
-
07 Fandraisana
-
14 Fiangonana
- Diakona 2
- Salamo 1:1-6
- Lioka 6:27-36
- 1 Petera 3: 8-12
-
21 STA
- Diakona 3
- Eksodosy 14:10-22
- Matio 5:38-48
- Hebreo 3:12-19
-
28 Ankatoka
- Diakona 1
- Salamo 91:14-16
- Matio 5:21-26
- Romana 15:1-6
-
07 Fandraisana
-
14 FG
- Diakona 3
- Ohabolana 3: 18-26
- Lioka 2: 8-17
- I Timoty 4: 9-16
-
21 TANORA
- Diakona 1
- Salamo 32: 8-11
- I Jaona 4: 7-16
- II Timoty 1: 6-17
-
28 Ankatoka
- Diakona 2
- Jeremia 17: 5-8
- Salamo 94: 16-23
- Titosy 2: 6-15
-
29 STA
-
30 TANORA
-
31 FLK
-
01 FG
-
02 FVK
-
04 PASKA
- Diakona 3
- Genesisy 17:7-14
- Matio 25:1-13
- 1 Petera 5:7-19
-
11 FG
- Diakona 1
- Levitikosy 26:13-20
- Matio 6:25-33
- Jakoba 1:16-27
-
18 FVK
- Diakona 2
- Isaia 30:15-18
- Lioka 22:39-46
- 1 Jaona 4:7-16
-
25 Ankatoka
- Diakona 3
- Deoteronomia 5:24-30
- Matio 16:13-28
- Efesiana 6:1-9
-
02 Fandraisana
- Diakona 1
- Salamo 34:11-22
- Lioka 12:1-12
- 2 Korintiana 5:11
-
09 FG
- Diakona 2
- Ohabolana 1:1-7
- Marka 13:33-37
- 2 Korintiana 7:1-10
-
13 Fiakarana
- Diakona 2
- Mar.16:15-20
- Asa.1:1-14
-
16 FLK
- Diakona 3
- Salamo 111:1-10
- Jaona 14:18-24
- Efesiana 5:15-21
-
23 Pentekosta
- Diakona 1
- Ohabolana 14:16-27
- Jaona 6:25-33
- Efesiana 6:5-9
-
30 Fety Reny
- Diakona 2
- Ohabolana 10: 27-32
- Lioka 18:1-8
- 1 Petera 1:13-21
-
06 Fandraisana
- Diakona 3
- Levitikosy 20:1-8
- Lioka 12:1-12
- Hebreo 12:12-17
-
13 FG
- Diakona 1
- Deoteronomia 6:1-9
- Jaona 8:50-56
- Kolosiana 2:1-12
-
20 Fetin'ny Ray
- Diakona 2
- Deoteronomia 4:9-20
- Marka 13:5-11
- Efesiana 5:5-21
-
27 Ankatoka
- Diakona 3
- Isaia 56:1-8
- Matio 7:15-29
- 1 Timoty 4:13-16
Mofon'aina
Oha. 25 : 21-22
“Raha noana ny fahavalonao, omeo hanina izy; ary raha mangetaheta izy, omeo rano hosotroiny. Fa raha manao izany hianao, dia hanambatra vainafo ho eo an-dohany, ary Jehovah no hamaly soa anao”
Ny Fanompoam-pivavahana eto amin'ny FPTAF dia isaky ny Alahady Maraina manomboka amin'ny 9 ora sy sasany
Ny Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo dia isaky ny Alahady Voalohany sy Alahady Fahatelon'ny volana

Lohahevitra banjinina volana
: FIALANA AMIN'NY FAHOTANA

Endrey ny halalin'ny haren'Andriamanitra sy ny fahendreny ary ny fahalalany! Ny fitsarany tsy hita lany, ary ny làlany tsy azo fantarina!
Mahasambatra sy mampiadana ny mino ny fialana amin’ny fahotana. Mahafaly ny Tompo ny fialany amin’ny ota ka mibebaka. Manatona an’i Jesoa izay miala amin’ny fahotana, ka voaaro amin’ilay ratsy, mivelona amin’ny Tenin’Andriamanitra, ka sahy manolo-tena hiady amin’ny tsy fahamarinana, ka hanompo ny Tompo! Ho velona izy fa tsy ho faty!
Si le méchant revient de tous les péchés qu'il a commis, s'il observe toutes mes lois et pratique la droiture et la justice, il vivra, il ne mourra pas.
Louis Segond
O profondeur de la richesse, de la sagesse et de la science de Dieu! Que ses jugements sont insondables, et ses voies incompréhensibles!
But if the evil-doer, turning away from all the sins which he has done, keeps my rules and does what is ordered and right, life will certainly be his; death will not be his fate.
Basic English
O how deep is the wealth of the wisdom and knowledge of God! No one is able to make discovery of his decisions, and his ways may not be searched out.
Ho aminao anie ny fiadanan'ny Tompo! Amena!Ny Mpitandrina RAKOTOSON Philippe
Grandeur de celui qui pardonne
Œil pour œil, dent pour dent, c’est la loi pour beaucoup, Si on fait exception, on risque de passer pour fou. Lucides, faisons le fou : quittons l’instinct normal, Un réflexe spontané, rendre le mal pour le mal. Sortons de l’ordinaire, prenons de la distance, Décidés pour toujours de ne pas faire vengeance, Convaincus de sa faute, nous allons l’étonner, Car au lieu de frapper, préférons pardonner. La vengeance enterrée, on gagne une paix solide. Le cercle vicieux brisé : c’est l’œuvre des fous lucides. Si génie et folie sont frère et sœur banals, Savoir bien pardonner est une folie géniale. Mais qui sait pardonner, si ce n’est le plus grand ? Le plus juste, le plus fort : il est sûr de son rang. Le grand reste toujours grand, quand il donne, quand il pardonne, Approuvé, respecté, qu’il chante ou qu’il fredonne. Le faible parfois pardonne, serait-ce par obligation ? Mais le grand qui pardonne est libre de ses actions. La magnanimité, le privilège des seuls grands, Est leur intime valeur, qu’ils soient pieds nus, sans gants. A l’intérieur d’un peuple, toujours des différences, Erreurs du Créateur, faites par inadvertance ? Ou différences voulues, dont il faut se réjouir ? Son prochain accepté, tout le monde va s’épanouir. Comme tu ne meurs qu’une fois, tous tes méfaits passés Seront mis sur ton compte…à moins d’être pardonnés. Le jour du grand départ, hagard, le teint livide, Tu n’emporteras rien, pas un sou, les mains vides ! A quoi te serviront tous ces biens amassés ? Faudrait-il pas lorgner côté Éternité ? Au Ciel ou en enfer : cela dépend de toi, Les anges ou la vermine ? Compagnons de ton choix ! Rendre le bien pour le mal : c’est cela le pardon. Quelqu’un d’Exceptionnel, de sa vie a fait don. Le Champion du pardon, il a versé son sang, Pour ta paix éternelle, c’est JÉSUS le plus GRAND !
Professeur RABARIOELINA Lala
08 Mars 2002
Et 12 Janvier 2017